|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  oza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra) [1.1]
4  Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia [1.1]
Ohatra  5  Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany oza; [1.38]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)11  Oza
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  13  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  14  Uz [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15  [2.996]
Tovy hevitra  16  osa, osa
Tsanganana sy sary iray takila  17  Fitanisana
Lahatsoratra  18  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza

Teny iditra (3/3)19  Oza
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  21  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  22  Uzza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23  Uzza [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24  Toko sy andininy momba Oza
Tsanganana sy sary iray takila  25  Fitanisana

Fivaditsoratra  26  azo, oza, zao

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18